Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fanandroana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Alohotsy''' dia vintana sy volana faharoa ambin'ny folo amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]]. Avy amin'ny anaran'[[antokonAntokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Ao amin'ny fanandroana malagasy dia ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintanVintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy araka ny finoan-drazana malagasy. Mifandratra amin'ny [[Asombola]] sy miarina eo amin'ny [[Adimizana]] io vintana io.
 
== Jereo koa: ==