Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Adijady''' dia vintana sy volana fahafolo ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]]. Avy amin'ny anaran'antokon[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' NyAmin'nh fanandroana malagasy dia ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Mitrotro ny Adalo sy mibaby ny Alakaosy ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] ny Adijady.
 
== Jereo koa: ==