Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fanandroana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Asombola''' dia vintana sy volana fahenina amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]]. Avy amin'ny anaran'antokon[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.'' Ao amin'ny fanandroana malagasy dia ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. AraaAraka ny finoan-drazana malagas dia vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola.
 
== Jereo koa: ==