Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fanandroana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Adijady''' dia vintana sy volana fahafolo ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana]] sy ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' Ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Mitrotro ny Adalo sy mibaby ny Alakaosy ny Adijady. Mifandratra amin'ny Asorotany sady mitanila sy miarina eo amin'ny Alahasaty sy ny Adizaoza ny Adijady.
 
== Jereo koa: ==