Fikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana Malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Skotisma
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Fikambanana Skoto eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy|'''Fikambanana''' '''Skoto''' '''eto''' '''amin'ny''' '''Fiangonana''' '''Loterana''' '''Malagasy''']] (FS.FLM) dia sampana ao amin'ny [[Fiangonana Loterana malagasyMalagasy]] (FLM) izay misahana ny [[skotisma]] ao amin'io fiangonana io ka mitambatra ao ny Tily sy ny Mpanazava. Miandraikitra ny fomba fanabeazana ny zaza sy ny tanora araka ny fomban'ny skotisma izay mikendry ny haha olom-banona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanaovana asa soa ny fikambanana nefa tsy latsa-danja ny fitoriana ny [[Filazantsara]] sy ny fampianarana ny Foto-pinoan'ny Fiangonana Loterana Malagasy.
 
== Fielezan'ny fikambanana ==
Amin'ny maha sampam-pikambanana ao amin’ny FLM azy dia manaiky sy manaja ny rafitra sy ny fandaminana ary ny Lalampanorenana mifehy ny FLM ny FS.FLM. Synodam-paritany miisa 22 manerana ny Nosy ny FS.FLM ary misy any Eoropa koa ao amin'ny alalan'ny Synodam-Paritany Fiangonana Loterana Malagasy Eoropa (SP FLME) koa.
 
== Tanjon'ny fikambanana ==
Izao ny zava-kendren'ny FSFLM!:
 
* mandalina sy manamafy orina ny finoan’ny mpikambana araka ny [[Soratra Masina]];
* mitarika ny Mpikambanampikambana hijoro vavolombelon' i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] eo anivon’ny mpiara-belona sy ny Fiangonana;
* mamolavola sy manefy toetra ahatonga ny mpikambana ho olom-pirenena vanona;
* mampiasa ny tànana mba hampivelatra ny saina amam-panahy;
Andalana faha-16:
 
== Fiombonana amin'ny fikambanana hafa ==
Miombona amin’ny fikambanana [[Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara]] (MTEM) sy amin'ny [[Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara]] (FSM) koa ny FS.FLM, ka manaiky sy manaja ny rafitra sy fandaminana misy ao amin'izy ireo. Mifandray amin'ny ''World Organization of the Scout Movement'' ("Fikambanana iraisam-pirenen'ny fikambanana skoto") izy amin'ny alalan'ny FSM izay milambanamikambana amin'ity hetsikafikambanana iraisam-pirenena ity.
 
== Jereo koa: ==