Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Nnitatra)
kAucun résumé des modifications
Ny lohataona no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.
 
AoRaha zaraina efatra mitov ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra.
 
== Jereo koa: ==
28 196

modifications