Mpamaritra tompon-javatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanao sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[mpamaritra tompon-javatra|'''mpamaritra''' '''tompon'''-'''javatra''']] dia teny ampiraisina amin'ny [[anarana]] mba hilazana ny fifadraisan'ny olona na zavatra tondroin'io anarana io amin'ny olona na zavatra hafa manam-pifandraisana manokana aminy nefa tsy tononina ny anaran'ity farany (fa efa soloan'ilay mpamaritra). Tsy voatery mahakasika ny fananana izany fa mety ho fifandraisam-pifamenoana (ny asa sy mpanatanterakampanao ny asa, ny asa sy ny iharan'ny asa, ny toetra sy ilay manana io toetra io, ny toerana sy izay hita amin'io toerana io, sns) izay azo naseho ara-pitsipiteny amin'ny alalan'ny anjara asa mifameno (ny mpanao sy ny iharana, ny mpanao sy ny toejavatra, sns). Mifandray akaiky amin'ny [[mpisolo tompon-javatra]] ny mpamaritra tompon-javatra.
 
Tsy ny teny rehetra no ahitana mpamaritra tompon-javatra amin'ny maha [[sokajin-teny]] azy. Ny teny malagasy dia isan'ireo fiteny tsy manana izany sokajin-teny izany fa mampiasa ny endrika tampisaky ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] mba hilazany io fifandraisana "tompon-javatra" io (ohatra: ''hita'''ko''''' vs ''maso'''ko''''').