Matoanteny andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''[[matoanteny andry]]''' dia matoanteny izay ampiasaina mba hampitohizana ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] amin'ny [[entimilaza]] tsy matoanteny. Maro ireo fiteny mampiasa matoanteny andry ka isan'izany ny [[fiteny frantsay]] sy ny [[fiteny anglisy]]. Ny fiteny frantsay dia mampiasa indrindra ny matoanteny ê''treêtre'' fa ny fiteny anglisy kosa dia mampiasa ny matoanteny ''be''. Tsy afangaro amin'ny anjara asa [[Matoanteny mpanampy|mpanampy]] ny anjara asa [[Andry (fitsipiteny)|andry]]. Ny fiteny rehetra no manana matoanteny andry ary misy ireo izay tsy mampiasa azy raha tsy amin'ny lafin-javatra sasany ara-pitsipiteny ihany. Ny [[fiteny rosiana]] dia tsy mampiasa matoanteny mpanampyandry amin'ny fehezanteny amin'ny filazam-potoana ankehitriny sy amin'ny endri-pehezanteny manambara.
 
== Jereo koa: ==