Lazaina (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Lazaina (fitsipiteny)|'''lazaina''']] dia [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny teny (matetika [[anarana]] na [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]]) izay misahana ny fanaovana ny asa na tompon'ny toetra resahina ao amin'ny [[fehezanteny]] tsotra amin'ny [[Fiendrika mañano|fiendrika manano]].
 
 
 
Raha ovana todika io [[fehezanteny]] tsotra io dia mety ho ilay teny misahana ny anjara (na tsinjara asa) iharana na toe-javatra no lasa lazaina ka ilay teny nisahana ny anjara asa lazaina teo aloha lasa [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]]. Tsy ny anarana na ny mpisolo ary tsy ny mpanao ny asa na ny tompon-toetra ihany no azo atao lazaina. Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia mety azo atao lazaina koa ny [[sokajin-teny]] toy ny [[mpamari-toetra]] sy ny [[Matoanteny|matoanteny,]] ny andian-teny toy ny [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] sy ny [[Fehezankevitra|fehezankevitra,]] ny teny ampiasaina ilazana ny [[Iharana (fitsipiteny)|iharan]]'ny asa na ny [[Toe-javatra (fitsipiteny)|toe-javatra]] (fotona, antony, vokany sns).