Mpamaritra manondro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nampahazava bebe kokoa
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[mpamaritra manondro|'''mpamaritra''' '''manondro''']] dia teny kely ao amin'ny [[Sokajin-teny|sokaji]]<nowiki/>n'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] izay entin'ny mpiteny mitarika ny eritreritry ny mpihaino na ny masony any amin'ny zavatra lazain'ny teny iraisanyikambanan'ilay mpamaritra na anantitranterana ny fampahatsiahivana izany zavatra lazaina izany. Ampiraisina amin'ny [[anarana]] matetika ny mpamaritra manondro nefa arakaraka ny fiteny koa dia mety hampiraisina amin'ny teny ao amin'ny [[Sokajin-teny|sokajy]] hafa ny mpamaritra manondro. Arakaraka ny fiteny ihany koa dia mety ho andian-teny ([[Tarika (fitsipiteny)|tarika]]) mihitsy no faritan'ny mpamaritra manondro.