Pietisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-1:
Ny '''pietisma''' dia fihetsiketsehana na firehana ara-pivavahana [[Protestantisma|protestanta]] naorin'i Philipp Jacob SpencerSpener (1635-1705), izay pastora loterana alzasiana nonina tao Frankfurt am Main (frantsay: ''Francfort-sur-le-main'') tao [[Alemaina]], izay mihevitra ny fitiava-mivavaka ho ny zava-dehibe indrindra amin'ny fivavahana.
 
Tamin'ny taona 1670 dia nanangana ny atao hoe ''collegia pietatis'' izay namaly ny hetahetan'ireo mitady fanajana amin'ny antsipiriany ny fanao momba ny fivavahana. Ao amin'ny boky nosoratany hoe ''Pia desideria'' tamin'ny taona 1685 dia nanantitra ny amin'ny filana ny fifantohan'ny tsirairay sy ny fihetsehampo ara-pivavahana izay heverin fa tsara kokoa noho ny fahalalana ny antsipiriany amin'ny foto-pampianarana lazaina hoe marina (ortodoksia) momba ny fivavahana. Ny soratra masina dia tsy fanangonam-pahalalana ihany fa loharanon'ny finoana indrindraindrindra. Nampiely ny pietisma manerana an'i [[Alemaina]] manontolo ny mpianatr'i Spencer toa an'i August Hermann Francke sy i Nikolaus Ludwig von Zizendorf.
 
Ny havitrihan'ireo mpanaraka ny pietisma amin'ntny asa famitana iraka (misiona), indrindra avy tao Halle ary koa avy amin'nny Fiangonana moraviana (angisy: ''Moravian'' ''Church'') na Rahalahy morava (''Frères'' ''moraves'') dia nampisy akony ny pietisma teo amin'ny protestantima. Izany akony izany dia hita hatrany amin'ny traikefan'ny fiovam-pinoanfiainan'i John Wesley ny atao hoe fiovam-pinoana sy amintamin'ireo fotoana nanombohan'ny Fifohazam-panahy protestanta tao amin'ireo tany miteny frantsay.
 
Isan'ireo olona malaza tamin'ny fandraisana anjara tamin'io fihetsiketsehana io na nadray ny voktr'izany i Emmanuel Kant sy i Gotthold Ephraim Lessing arysy i Friedrich Hölderlin ary i Friedrich Schleiermacher.
 
== Jereo koa: ==