Fanehoan-javatra efa sy tsy efa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
== Fanehoan-javatra efa ==
Ny '''fanehoan-javatra efa''' dia milaza fa tapitra tateraka ilay asa na toetra lazain'ny [[matoanteny]] ka efa mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra ka noho izany tsy misy intsony, nefa ny vokany no mety mbola ho eo. Matetika mifangaro amin'ny [[Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra|fanehoan-javatra mifintina]] ny fanehoan-javatra efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia ireo mari-potoana tambatra (misy [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] (''avoir'' na ''etre'') no maneho izany.
 
== Fanehoan-javatra tsy efa ==