Beijing: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k manampy laharampehintany sy laharanjarahasina
k tanàna ao amin'i Beijing
Andalana faha-1:
{{coord|39.907500|116.397230}}
{{vangovango|Sina}}
 
{{infobox tanàna
|faritanyanarana = Beijing
|tanàna = Beijing (Pékin)<br /> 北京 ''(Běijīng)''
|velarantany =
|velarana =16 808 {{km2}}
|faritany = [[faritanin'i Beijing|Beijing]]
|isam-ponina =11 940 000= 11716620
|ben'ny tanàna =Guo Jinlong
*|firenena [[ = {{Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]]}}
|faritany = Beijing
|ben'ny tanàna =Guo Jinlong
|sary =Beijing montage.png
|sary =
|saina =
|firenena = Sina
}}
 
'''Beijing''' dia tanàna ao amin'ny faritanin'i [[Beijing]] ao [[Sina]].
'''Beijing''' {{Hiaino|Zh-Beijing.ogg|{{zh}}}} dia tanàna renivohitr'i Sina. Ny dikan'ny anarany amin'ny fiteny sinoa dia ''renivohitrin'ny avaratra'', i Beijing dia anisan'ny toerana ara-kolontsaina-n'i Repoblika entim-bahoakan'i Sina. Amin'ny lafin'ny hangezan-tananan-dehibe, ny Beijing dia amin'ny lahatra faharoa (any sina), eo aorian'i Shanghai (mikaonty olona 17 tapitrisa). Any Beijing daholo ny 75%-n'ny olona miaina ao amin'ny municipalité-n'i Beijingshi (北京市). Ny fivelaran'ny municipalité-n'ny Beijingshi dia mbola ngeza non'ny tanànan'i Beijing (16 800 {{km2}} ny fivelaran'ny Beijingshi). Fiteny mandarina ny fiteny any Beijing.
 
Any avaratr'i Sina ny fihisin'ny Beijing, 110 {{km}} ny ranomasin'i Bohai, ary any amin'ny tampony avaratran'ny Tany lemaka avaratra, any atsimon'ny Rindrimbe. Na dia efa antitra aza ny tanànan'i Beijing, potika tamin'ny 1215 izy, renivohitr'i Sina mandritry ny taonjato maromaro Beijing amin'ny taona 1264. Any Beijing no misy ny ''Cité Interdite'' sy ny ''Temple du Ciel''. Tany Beijing ny ''Kilalao Olimpika'' tamin'ny taona [[2008]] (8-24 Aogositra).
 
Amin'ny lafin'ny toe-karena, amin'ny lahatra fahatelon'ny tanàna any Sina Beijing eo aorian'ny Hong Kong sy Shanghai. 10% isan-taona ny fitombon'ny PIB tamin'ny taona 2000. Ankehitriny, misy CBD vaovao mbola amboarina.
 
== Anarana ==
 
* 北京 = Běijīng, midika « renivohitra avaratra »
 
== Jeografia ==
Ny isam-ponina dia 11716620 mponina tamin'ny taona 2017.<ref name='geocities'>[http://download.geonames.org/export/ Repoblika Entim-bahoakan'i Sina] ao amin'i geonames.org, novangiana ny 9/ 3/2019 </ref>
[[Sary:Beijing SPOT 1059.jpg|280px|ankavanana|Ny tanànan'i [[Beijing]], nalain'ny [[zanabolana Spot]] sary|thumb]]
=== Fisiany ===
 
Any avaratra atsinanan'i [[Sina]] ny tanànan'i Beijing. 110 km any avaratra ny ranomasina Bohai. Ny velarana tontalin'ny tanànan'i Beijing dia misy eo amin'ny 16 800 {{km2}} eo ho eo. Ny ''coordonnées géographique'' ny Beijing dia 39°54′20″N ; 116°23′29″E. Mitovy latitude amin'i [[Ankara]] (renivohitr'i [[Torkia]]) [[Beijing]].
 
=== Fizaràna ara-pandraharahana ===
 
Manan-pahefàna amina distrika 18 ny municipalité-n'i Beijing.
 
Distrika valo ao amin'ny tanànan'i Beijing :
* distrikan'i [[distrikan'i Dongcheng|Dongcheng]] - 东城区 ''Dōngchéng Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Xicheng|Xicheng]] - 西城区 ''Xīchéng Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Chongwen|Chongwen]] - 崇文区 ''Chóngwén Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Xuanwu (Beijing)|Xuanwu]] - 宣武区 ''Xuānwǔ Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Chaoyang (Beijing)|Chaoyang]] - 朝阳区 ''Cháoyáng Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Haidian|Haidian]] - 海淀区 ''Hǎidiàn Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Fengtai|Fengtai]] - 丰台区 ''Fēngtái Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Shijingshan|Shijingshan]] - 石景山区 ''Shíjǐngshān Qū''.
 
* distrikan'i [[distrikan'i Mentougou|Mentougou]] - 门头沟区 ''Méntóugōu Qū'' ;
* distrikan'i [[distrikan'i Fangshan|Fangshan]] - 房山区 ''Fángshān Qū'' — ''xian''-n'i Fangshan talohan'ny 1986 ;
* distrikan'i [[distrikan'i Tongzhou|Tongzhou]] - 通州区 ''Tōngzhōu Qū'' — ''xian''
* distrikan'i [[distrikan'i Shunyi|Shunyi]] - 顺义区 ''Shùnyì Qū'' — ''xian''
* distrikan'i [[distrikan'i Changping|Changping]] - 昌平区 ''Chāngpíng Qū'' — ''xian''
* distrikan'i [[distrikan'i Daxing|Daxing]] - 大兴区 ''Dàxīng Qū'' — ''xian''
* distrikan'i [[distrikan'i Pinggu|Pinggu]] - 平谷区 ''Pínggǔ Qū'' — ''xian''
* distrikan'i [[District de Huairou|Huairou]] - 怀柔区 ''Huáiróu Qū'' — ''xian''
* xian'i [[xian'i Miyun|Miyun]] - 密云县 ''Mìyún Xiàn'' ;
* xian'i [[xian'i Yanqing|Yanqing]] - 延庆县 ''Yánqìng Xiàn'' ;
 
 
=== Toe-tany ===
{{ref...}}
 
Tsy dia halavitra amin'ny ranomasina ny tanànan'i Beijing. Fa any atsinanana no misy an'i Beijing. Noho izany, dia mitovitovy endrika amin'ny toetr'andron'i New York ny toetr'andron'i Beijing : mangatsiaka be rehefa ririnina, ary mafàna be rehefa fahavaratra. Rehefa fahavaratra, dia mety mahatrara 41,1&nbsp;°C ny hafanana, ary -18,8&nbsp;°C rehefa ririnina. Ny isan'ny andro manorana any Beijing rehefa fahavaratra dia 10 andro, nefa 1 andro fotsiny ny isa ny andro manorana rehefa amin'ny volana Novambra.
 
-4&nbsp;°C ny anelakelan'ny hatsiaka any Beijing amin'ny volana mangatsiaka indrindran ary 26&nbsp;°C ny anelakelan'ny hafanana an rehefa fahavaratra. 12&nbsp;°C ny anelakelan'ny hafanàna any Beijing anatin'ny herintaona. 500 hatramin'ny 700 mm ny ''pluviométrie'' any Beijing anatin'ny herintaona. Tamin'ny 2008, 80 {{km}} any andrefan'ny Beijing no misy ny bongom-pasika ny tany efitran'i Gobi<ref name="Ségrétin">[[Abel Ségrétin]] « [[Le sprint du désert]] », amin'ny ''[[Libération (gazety)|Libération]]'' tamin'ny 14-02-2008, [http://www.liberation.fr/transversales/grandsangles/309928.FR.php vakio]</ref>
 
== Jereo koa ==
* [[Sina]]
** [[Sokajy:Beijing]]
 
=== TakelakaTsiahy ===
<references/>
 
* [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]]
 
=== Tsiahy ===
{{ref}}
 
=== Rohy ivelany ===
 
{{vangovango|Repoblika Entim-bahoakan'i Sina}}
 
[[sokajy:Tanàna ao Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]]
* {{en}} http://www.ebeijing.gov.cn
Distrika valo[[sokajy:Tanàna ao amin'ny tanànanfaritanin'i Beijing :]]
* {{zh}} http://www.beijing.gov.cn
* {{fr}} http://papiersdechine.ch
* {{fr}} http://www.ruesdepekin.fr
* http://www.aujourdhuilachine.com/rechercher.asp?MotsCles=p%E9kin&MotsClesRubrique=&x=0&y=0
* [http://fr.wikivoyage.org/wiki/Pékin Beijing eo amin'i Wikivoyage]
* http://www.yunnan.fr/beijing/pekin2.html
* http://www.voyageschine.com/beijing-voyage/
[[Sokajy:Renivohitra]]
[[Sokajy:Tananan'i Sina]]
[[Sokajy:Beijing]]