Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara|'''Fiombonan'ny''' '''Fiangonana''' '''Kristiana''' '''eto''' '''Madagasikara''']] (FFKM) dia fikambanana ekiomenika iraisan'ny fiangonana kristiana vitsivitsy eto Madagasikara, dia ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]] (EKAR) sy ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) ary ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (EEM)''.'' Niorina tamin'ny taona 1980 io fiombonana io. Ao [[Antananarivo]] ny foiben-toerany ary miisa 10.000.000 any ho any ny fitambaran'ny mpivavaka ao amin'ireo fiangonana ireo<ref><small>Group, Taylor & Francis (2004). ''The Europa World Year: Kazakhstan - Zimbabwe''. Taylor & Francis. <nowiki>ISBN 9781857432558</nowiki>.</small></ref>. Ny fiangonana kristiana mino ny Tompo [[Jesosy]] ho Andriamanitra sy hany mpamonjy araka ny [[Soratra Masina]] (ny [[Baiboly]]) dia afaka mirotsaka amin'io fiombonana io<ref><small>Council of Christian Churches in Madagascar. ''archived.oikoumene.org''. Notsidihina tamin'ny 2017-06-07.</small></ref> <ref><small>CCCM — World Council of Churches. www.oikoumene.org. Notsidihina tamin'ny 07-06- 2017.</small></ref>.
 
Amin'ny teny anglisy dia ''Council of Christian Churches in Madagascar'' fa amin'ny teny frantsay kosa dia ''Conseil chrétien des Eglises à Madagascar'' no iantsoana azy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fiangonana ao Madagasikara]]