Filazam-potoana lasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''filazam-potoana lasa''' dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin'ny alalan'ny mari-pot... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
Amin'ny ankapobeny ny filazam-potoana lasa dia manondro ny fotoana alohan'ny fotoana itenenana sady misaraka mazava aminy. Ny filazam-potoana lasa ao amin'ny [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] sasany dia mety ho anarany fotsiny koa. Izany no miseho ao amin'ny filazam-potoana lasa tsy efa ao amin'ny [[Filaza ifampiankinana|filaza ifampiankinana]] (frantsay: ''subjonctif imparfait'') ao amin'ny fiteny frantsay izay afaka manondro ny fotoana ankehitriny na ny hoavy koa.
 
Ao amin'ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin'ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|mari-panehoan-javatra]] dia ahitana ireto filazam-potoana lasa ireto:
 
* [[Filazam-potoana lasa efa]]
* [[Filazam-potoana lasa mitohy]]
* [[Filazam-potoana lasa tsotra]]
 
== Jereo koa: ==