Fanehoan-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|'''fanehoan-javatra''']] dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny amin'ny [[sokajin-teny]] sasany izay ahafahan'ny mpiteny maneho ny fomba fijeriny manoloana ny fivoaran'ny ny asa na ny toetra resahina (fanombohany, fizotrany, fahavitany sns) ao amin'ny [[matoanteny]] na ny teny rehetra mety hatao [[entimilaza]]. Ny mariky ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] amin'ny fiteny sasany dia mariky ny fanehoan-javatra ihany koa ka mahatonga ireo fiteny ireo hoatry ny manana filazam-potoana maro dia maro. Ny fiteny sasany tsy manana filazam-potoana fa fanehoan-javatra fotsiny, isan'izany ny [[fiteny semitika]] toy ny [[fiteny hebreo]] izay mampifanohitra ny "fanehoan-javatra efa" amin'ny "fanehoan-javatra tsy efa". Ireto misy karazana fanehoan-javatra fahita amin'ny fiteny maro: ny fanehoan-javatra efa (sy ny mifanohitra aminy); ny fanehoan-javatra mitohy (sy ny mifanohitra aminy); ny fanehoan-javatra mifintina (sy ny mifanohitra aminy); ny fanehoan-javatra mifetra (sy ny mifanohitra aminy).
 
== Ireo karazana fanehoan-javatra fahita matetika ==
Andalana faha-57:
'''Ao amin'ny fiteny frantsay'''
 
Maro ireo matoanteny ao amin'ny [[fiteny frantsay]] dia mampiasa ny [[matoanteny mpanampy]] ''avoir'' (na ''être'') arakarahin'ny [[ova-matoanteny]] lasa ho mariky ny fanehoan-javatra efa. Ny [[matoanteny mitampody]] dia mila ny mpanampy ''être'' ho mariky ny fanehoan-javatra efa. Indraindray dia sarotra ny hanavahana ny anjara asa fanehoan-javatra sy ny anjara asa mari-potoana.
 
Ohatra:
Andalana faha-76:
 
=== Fanehoan-javatra reniteny ===
Ny mari-panehoan-javatra [[reniteny]] dia matetika matoanteny na tarika matoanteny na sokajin-teny hafa ampiasaina hananterana ny fanombohana na ny famaranana, ny fidirana na ny fivoahana, ny fahataperana na ny fitohizana eo amin'ny asa na ny toetra lazain'ny matoanteny na teny hafa azo atao [[entimilaza]] afaka mandray mari-panehoan-javatra. Indraindray dia sarotra ny hanavahanafanavahana ny anjara asa fanehoan-javatra sy ny anjara asa mari-potoana ao amin'ny alalan'ireo reniteny ireo.
 
==== Ao amin'ny fiteny frantsay ====