Fiteny someriana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Ny fiteny someriana dia heverina ho ny fiteny voasoratra tranainy indrindra, izay nosoratana tamin'ny soratra miendri-pantsika. Io soratra io ihany no nanoratana ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]], ny [[Fiteny ogaritika|fiteny ogaritika]], ny [[Fiteny amorita|fiteny amorita]] ary ny [[Fiteny elamita|fiteny elamita]] taty aoriana. Ireo mpanjaka egiptiana te hifandray amin'ireo faritaniny any [[Atsinanana Akaiky]] sy tamin'ireo mpanjaka mesopotamiana. Nanoratana ny fiteny indo-eoropeana toy ny [[Fiteny hitita|fiteny hitita]] sy ny [[Fiteny persana taloha|fiteny persana tranainy]] koa ny soratra miendri-pantsika.
 
Nisolo tsikelikely ny fiteny someriana ny fiteny akadiana amin'ny maha fiteny tononina azy nanodidina ny taonjato faha-20 tal. J.K. nefa mbola nampiasaina ho fiteny masina sy fiteny ampiasaina amin'ny lanonana sy ny haisoratra ary ny siansa ny fiteny someriana tao [[Mesopotamia]] hatramin'ny taonjato voalohany tal. J.K.
 
== Jereo koa: ==