Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:N-Mesopotamia and Syria english.svg|vignette|393x393px|Sarin-tanin'i Mesopotamia sy i Siria ahitana ny sisin-tanin'ireo firenena ankehitriny.]]
I [[Mesopotamia]] na [[Mesopotamia|Mezopotamia]] dia faritra tany [[Atsinanana Akaiky]]
Teny grika ny hoe ''Μεσοποταμία'' / ''Mesopotamía'', ka ny hoe μεσο / ''meso'' midika hoe "anelanenan'ny" na "afovoana" ary ny hoe ''ποταμός'' / ''potamós'' midika hoe "ony", ara-bakiteny ny hoe ''Mesopotamia'' dia midika hoe "eo anelanelan'ny ony".
Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin'ny [[Andro Taloha]]: ny [[Someriana]], ny [[Kaldeana]], ny [[Akadiana]], ny [[Babiloniana]]
== Jereo koa: ==
|