Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2:
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Atao hoe '''Asiriana''' ny vahoaka nonina tamin'io faritra io. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra saika manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
 
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (''Ashur''), taorian'izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'') izy.
 
== Jereo koa: ==