Gnôstisisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny [[gnostisisma|'''gnostisisma''']] dia firehan-kevitra na rafi-pisainana ara-pilozofia sy ara-pivavahana tsy natao ho fanta-bahoaka izay mihambo hanam-pahalalana feno an'[[Andriamanitra (anarana iombonana)|Andriamanitra]] sy ny zava-drehetra sady manankina ny famonjena amin'izany fahalalana izany. Nivoatra tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3 taor. J.K. ny gnostisisma. Nivoy hevitra mifanohitra amin'izay ataon'ny ankamaroan'ny Kristiana hoe "finoana marina" ny gnostisisma na dia nisy ampahany amin'ny mpanaraka azy aza isan'ny Kristiana ihany. Ny mpanaraka ny gnostisisma dia atao hoe ''Gnostika''.
Mampanantena fahalalàna miafina ny amin'ny fanjakan'
== Jereo koa: ==
|