Matio: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Evangelist-St.-Matthew-And-The-Angel.jpg|vignette|''I Md. Matio sy ilay Anjely'', nataon'i by Guido Reni, taona 1620-1630]]
I '''[[Matio]]''' na [[Matio|'''Matio''' '''Levy''']] dia isan'ireo [[Apostoly]] roa ambin'ny folo nanaraka an'i [[Jesosy]] Kristy. Araka ny lovantsofina kristiana dia izy no nanoratra ny Filazantsara voalohany ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny [[Filazantsara araka an'i Matio]] anefa izy. Talohan'ny naha Apostoly azy dia mpamory hetra no asany.
 
== Ny anarany ==