Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-30:
 
== Ireo filazantsara apokrifa ==
Ireo soratra atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa dia tsy tafiditra ao amin'ny Baiboly, tsy boky [[Kanona|kanonika]] izy ireo. Ny teny hoe ''apokrifa'' dia teny grika nogasina (ἀπόκρυφος / apókryphos) izay midika hoe "miafina" na "nafenina". Ny sasany amin'ireo evanjely apokrifa ireo dia nosoratan'olona ao amin'ny fivavahana [[Gnostisisma|gnostika]] (fivavahana manankina ny famonjena amin'ny fahalalana) tsy isan'ny [[Apostoly|Apostoli]]<nowiki/>n'i Jesoa Kristy.

Ireto ny ohatra amin'izany: ''Filazantsaran'i Fahamarinana'', ''Filazantsaran'i Nikodemosy'', ''Filazantsaran'i Filipo'', ''[[Filazantsaran'i Tomasy]]'', ''Filazantsaran'i Barnabà'', ''Filazantsaran'i Gamaliela'', ''[[Filazantsaran'i Jodasy]]'', ''[[Filazantsaran'i Maria]]'', ''[[Filazantsaran'i Petera]]'', ''[[Filazantsara miafin'i Marka]]'', ''Filazantsara Arabo momba ny Fahazazana'', ''Filazantsara Armeniana momba ny Fahazazana'', ''Filazantsaran'ny Fahazazana araka an'i Tomasy'', sns.
 
 
== Jereo koa ==