Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Joshuah Ordering the Sun to Stand Still. ca 1743-1744. Joseph Marie Vien.jpg|vignette|302x302px|''Nampijanona ny masoandro i Josoa'', nataon'i Joseph-Marie Vien]]
Ny '''Bokin'i Josoa''' na '''Bokin'i JôsoéJôsoe''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] sy ao amin'ny boky masin'ny Jiosy ([[Tanakh]]). Mitantara ny nahazoan'ny [[Zanak'i Israely]] ny tany nampanantenain'Andriamanitra ny razambeny, dia i [[Kanaana (faritra)|Kanana]], ny Bokin'i Josoa. Maneho ny tsy fivadihan'Andriamanitra amin'ny fampanantenana nataony io boky io. Asehony koa anefa fa izay mivadika amin'Andriamanitra dia ho resy. Amin'ny teny fohy dia maneho ny fitondrana sy ny famonjen'Andriamanitra ny olony ilay boky.
 
Ny Bokin'i Josoa dia isan'ireo atao hoe bokim-pitantarana na boky ara-tantara ao amin'ny Baiboly kristiana, fa bokin'ny mpaminany na bokim-paminaniana (hebreo: ''[[Nevi'im]]'') kosa izy ao amin'ny [[Tanakh]], izay manasokajy azy ho isan'ireo "mpaminany taloha". Tokony ho tany an-tenantenan'ny taonjato faha-10 tal. J.K. no nanoratana ny ankabeazan'ny lahatsoratra hita ao amin'ny boky.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Bokin'i Josoa'' na ''Bokin'i JôsoéJôsoe'' dia fanagasiana ny anaran'ny boky amin'ny teny hebreo hoe ''ספר יהושע / Sefer Yehoshua''. Ny hoe ''Yehoshua'' dia atao amin'ny teny anglisy hoe ''Joshua'' ka izany no nakan'ny [[Baiboly malagasy|Baiboly protestanta malagasy]] ny hoe ''Josoa'' fa amin'ny teny frantsay kosa dia ''Josué'' ka avy amin'io indray no nakan'ny Baiboly katolika malagasy ny hoe ''JôsoéJôsoe''.
 
== Ny amin'ny fanoratana ny Bokin'i Josoa ==
 
=== Ny nanoratana ny boky, araka ny lovantsofina ===
Ny lovantsofina jiosy dia milaza fa i [[Josoa]] (na Jôsoe) no nanoratra io boky io. Nampitondraina ny anaran'i Josoa ilay boky satria izy no olona voaresaka betsaka sady manana ny maha izy azy indrindra ao anatiny. I Josoa dia ilay lehilahy nanampy an'i [[Mosesy]] (na Môizy) tamin'ny fitarihana ny [[Zanak'i Israely]] avy any Ejipta hankany amin'ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanana]] sady lasa mpitarika an'io vahoaka io taorian'ny nahafatesan'i Mosesy.
 
=== Ny fanoratana ny boky, araka ny fikarohana ankehitriny ===
Ny sasany amin'ny mpikaroka momba ny Baiboly dia milaza fa fitambarana soratrfitambaran-tsoratr'olona samihafa sady avy amina loharano samihafa ny Bokin'i Josoa. Toy izao ny fisehon'izany ara-potoana:
# Fanoratana voalohany izay ahitana indrindra ny toko voalohany hatramin'ny toko faha-12 tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K., tamin'ny andron'ny mpanjaka [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]].
# Fanampiana lahatsoratra [[deoteronomista]] tamin'ny taonjato faha-6 sy faha-5 tal. J.K.