Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Figures Moses Promulgates the Law.jpg|vignette|''Manazava ny Lalàn'Andriamanitra amin'ny Zanak'i Israely i Mosesy'', nataon'i Gerard Hoet (1648-1733), 1728 ]]Ny '''Bokin'ny Deoteronomia''', '''Bokin'ny Deteronomy''' na '''Bokin'ny Deoterônômy''', na '''Bokin'ny''' '''Dinampihavanana''' izay hafphezina hoe '''Deoteronomia''' na '''Deteronomy''' na '''Deoterônômy''' na '''Dinampihavanana'''.
 
n'''a Dinampihavana'''na, dia boky fahadimy ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ary boky fahadimy sady farany ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]], izay manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany ([[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]], [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]], [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]).
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-16:
 
=== Ireo fehezan-dalàna izay ivon'ny boky (12 – 26) ===
Natokotra ny fehezan-dalàna deoteronomika: lalàna izay hifehezana ny fanompoana hataon’i Israely (Deo. 12 – 16). Nomena ireo fitsipika hifehy ny fiangonana sy ireo mpitarika fivavahana (Deo. 17 – 18). Nomena koa ireo fitsipika ara-piarahamonina (Deo. 19 – 25). Natao ny fanekem-pankatoavana (Deo. 26).
 
=== Fanavaozana manetriketrika ny fanekena (27 – 30) ===
Fitahiana no ho an’izay mitandrina ny lalàna fa ozona kosa no ho an’izay mandika izany (Deo. 27 – 28). Nanao lahateny famaranana momba ny fanekena teo amin’ny lemak’i Moaba i [[Mosesy]] (na Moizy) izay ahitana ireo lalàna rehetra ao amin’ny Fehezan-dalàna Deotronomika (Deo. 12 – 26) taorian’izay nomena tao Horeba. Namporisihina indray i Israely mba hanaja ny lalàn’Andriamanitra (Deo. 29 - 39).
 
=== Ny famindram-pitantanana sy ny nahafatesan’i Mosesy (31 – 34) ===
Napetraka handimby an’i Mosesy i [[Josoa]] (na Josoe). Natolotr’i Mosesy an’ireo [[Levita]] (foko-mpisorona) ny Lalàna. Niakatra teny amin’ny tendrombohitra Nebo (na Pisgah) i Mosesy ka teo no nahafatesany sy nandevenan’Andriamanitra azy. Mifarana amin’ny tonon-kira atao hoe ''Hiran’i Mosesy'' sy ''[[Tsodranon'i Mosesy]]'' ny fitantarana izany zava-nitranga izany (Deo. 31-34).
 
== Jereo koa ==