Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin'ny [[Andro Taloha]]: ny [[Someriana]], ny [[Kaldeana]], ny [[Akadiana]], ny [[Babiloniana]] sy ny [[Asiriana]], ny [[Persiana]] ny [[Grika]] ary ny [[Romana (vahoaka)|Romana]]. Nanomboka tany amin'ny taonjato faha-34 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan'io fari-potoana io.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Somera]]
* [[Kaldea]]
* [[Akady]]
* [[Babilona]]
* [[Asiria]]
* [[Persia]]