Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Lahatsoratra ao amin'ny Baiboly
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Martsa 2019 à 12:42

Ny Tantaran'i Sozana na I Sozana sy ireo lahiantitra dia tantaran'ny zazavavy atao hoe Sozana izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy nefa niaro azy i Daniela ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny faran dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina. Ao amin'ny Bokin'i Daniela ao amin'ny Baiboly katolika sy ireo Baiboly ortodoksa (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly protestanta. Ao amin'ny Septoanjinta dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra deoterokanonika io tantara io.

I Sozana sy ireo antidahy, nataon'i Gerrit van Honthorst

Jereo koa: