Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Reverted 1 edit by 41.74.209.52 (talk) to last revision by Thelezifor. (TW)
Marika: Annulation
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore Solomon Proverbs.png|vignette|''Manoratra ohabolana i Solomona'', nataon'i Gustave Doré, 1866]]
Ny ''[[Bokin'ny Ohabolana]]'' na ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]'' dia boky ao amin'ny [[BaibolyTestamenta Taloha]], ao amin'ny [[Testamenta TalohaBaiboly]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe Soratra masina (Hagiografa) na [[Ketuvim]] (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. Ny Bokin'ny Ohabolana dia fanangonam-pitenenana izay nampiasaina teo amin'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tany aloha mba hampianarana ny vahoakan'Andriamanitra ny fomba tokony hiainany ao amin'ny fahamarinana araka ny Fahendrena.
 
Nosoratana hanana endrika [[tononkalo]] ny ohabolana, sahala amin'ny [[salamo]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao, toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy tononkalo koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izany.
 
Isan'ireo lohahevitra voizin'ny Bokin'ny Ohabolana ny maha fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fahendrena, dia ny fahendrena izay tokony hananan'ny olona amin'ny fotoana sy toerana rehetra syary amin'ny sehatra rehetra. Ampianariny ny tokony hanaovana sy hitiavana ny rariny sy ny fanetren-tena ary ny fananana toetra mahatoky. Tsy manavaka saranga ny ohabolana fa mahakasika ny sokajin'olona rehetra.{{Testamenta Taloha}}
 
== Anaran'ny boky ==
Ny teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe שְׁלֹמֹה מִשְלֵי / ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao amin'ny [[Tanakh]], izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia'' (ao amin'ny [[Volgata]]). Amin'ny teny grika kosa dia Παροιμίαι / ''ParoimaiParoimiai'' (ao amin'ny [[Septoaginta|Sptoaginta]] na [[Septanta]]). Marihina fa niala ny fisian'ny anaran'i Solomona ao amin'ny lohatenin' ny boky amin'ny Baiboly maro.
 
== Ny fanoratana ny Ohabolana ==