Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Prophet David by Nikolaos Doxaras.jpeg|vignette|''Ny mpaminany Davida,'' nataon'i Nikolaos Doxaras (1705-1775)|276x276px]]
Ny '''''Bokin'ny Salamo''''', na '''''Salamo''''', dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an'Andriamanitra mahatratramiisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena na soratra masina izy ka atao amin'ny teny grika hoe ''ἅγιογραφία'' ''/'' ''hagiographia'' ("soratra masina"). Voasokajy ho isan'ireo atao amin'ny teny hebreo hoe ''[[Ketuvim]]'' ("soratra") izy.
[[Sary:Psalms scroll.PNG|vignette|''Ny horonambokin'ny Salamo'']]