Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sarintany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Assyrie general.PNG|vignette|399x399px|Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)]]
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao avaratr'i [[Mesopotamia]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Avy amin'ny anaran'ny tanànan'i Asora izay anaran'ny andriamanitra mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|402x402px518x518px]]
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].