Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-4:
Teny grika ny hoe ''Μεσοποταμία'' / ''Mesopotamía'', ka ny hoe μεσο / ''meso'' midika hoe "anelanenan'ny" na "afovoana" ary ny hoe ''ποταμός'' / ''potamós'' midika hoe "ony", ara-bakiteny ny hoe ''Mesopotamia'' dia midika hoe "eo anelanelan'ny ony".
 
Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin'ny [[Andro Taloha]]: ny [[Someriana]], ny [[KaldenaKaldeana]], ny [[Akadiana]], ny [[Babiloniana]] sy ny [[Asiriana]], ny [[Persiana]] ny [[Grika]] ary ny [[Romana (vahoaka)|Romana]]. Nanomboka tany amin'ny taonjato faha-34 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan'io fari-potoana io.