Fahababoana tany Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Tissot The Flight of the Prisoners.jpg|vignette|360x360px]]
Ny [[fahababoana tany Babilona]] na [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana babiloniana]] na [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] dia fotoana teo amin'ny tantaran'ny [[Jiosy]] izay nanaovana sesitany olona maro avy amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] rava ho any [[Babilona]].
 
Taorian'ny ady nifanaovana tao Karkemisa tamin'ny taona 605 tal J.K., ny mpanjakan'i Babilona, [[Nebokadnetsara II|Nebokadnetsara]], dia nanao fahirano an'i Jerosalema, ka nampandoa "hetra" ny mpanjaka [[Joiakima]] (na Joakima)<ref><small>Coogan, Michael (2009). ''A Brief Introduction to the Old Testament''. Oxford: Oxford University Press.</small></ref>. Nanda ny hanome haja an'i Nebokadnetsara i Joiakima tamin'ny faha-4 taona nitondran'i Nebokadnetsara, ka niteraka fahirano vaovao tamin’ny faha-7 taona nitondran'i Nebokadnetsara, izay nahafaty an'i Joiakima sy ny fanaovan-tsesitany ny mpanjaka [[Joiakina]] (na Joasina) sy ny tandapany ary ny hafa koa. Ny mpandimby an'i Joiakina, dia i [[Zedekia]], sy ny olona hafa koa dia nasesitany tamin'ny faha-18 taona nanjakan'i Nebokadnetsara; nisy koa ny fanaova-tsesitany taty aoriana tamin'ny faha-23 taona nitondran'i Nebokadnetsara. Ny daty sy ny isan'ny fanaovan-tsesitany ary ny isan'ny natao sesitany voalaza ao amin’ny Baiboly dia miovaova<ref><small>Moore, Megan Bishop; Kelle, Brad E. (2011). ''[https://books.google.co.uk/books?id=Qjkz_8EMoaUC&pg=PA357&dq=babylonian+deportations+are+dated&hl=en&sa=X&ved=0CCcQ6AEwAWoVChMIrsTls8mHxgIVJlrbCh1e5ADA#v=onepage&q=babylonian%20deportations%20are%20dated&f=false Biblical History and Israel S Past: The Changing Study of the Bible and History]''. Wm. B. Eerdmans Publishing. pp. 357–58. <nowiki>ISBN 0802862608</nowiki>.</small> </ref>. Ireo sesitany ireo dia niseho voalohany tamin'ny taona 597 tal. J.K. ka narakarahin’ny hafa tamin’ny taona 587.586 tal. J.K. ary tamin'ny taona 582/581 tal. J.K.<ref><small>Dunn, James G.; Rogerston, John William (2003). ''Eerdmans Commentary on the Bible''. Wm. B. Eerdmans Publishing. p. 545. <nowiki>ISBN 978-0-8028-3711-0</nowiki>.</small></ref>.
Andalana faha-18:
 
==== Faharesena sy fanaovan-tsesitany voalohany ====
Tamin'ny faran'ny taonjato faha-7 tal J.K. dia nifandray tamin'i Empira asiriana ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Tamin'ireo folo taona farany amin'io taonjato io dia nazeran'i [[Babilona]], izay faritany fehezin'ny Asiriana i [[Asiria]]. Natahotra ny hiakaran'ny Empira vaovaon'i Babilona i Egipta ka nandray ny fifehezana ny tanin'i Asiria hatramin'ny onin'i Eofrata ao Siria, nefa nanafika azy i Babilona. Nandritra izany fotoana izany dia maty tamin'ny ady tao [[Megido]] tamin'ny taona 609 tal. J.K. i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] mpanjakan'i Jodà.
 
Taorian'ny nadresen'ny Babiloniana ny tafiky ny [[farao]] Nekao tao Karkemisy tamin'ny taona 605 tal. J.K. dia nanomboka naneho fanajana an'i [[Nebokadnetsara II]] i [[Joiakima]]. Nisy ampahany tamin'ny tanora andriana tao Jodà nentina tany Babilona.[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|273x273px|Fanaovan-tsesitany ny Jiosin'i Jerosalema]]Tamin'ireo taona manaraka dia nizara roa ny tao an-dapan'i Jerosalema ka ny iray nanohana an'i Egipta fa ny iray hafa nanohana an'i Babilona. Taorian'ny nandresen'i Egipta an'i Nebokadnetsara tamin'ny taona 601 tal J.K. dia nikomy tamin'i Babilona i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]], ka niteraka fanaovam-pahirano an'i Jerosalema mandritra ny telo volana izany izay nanomboka tamin'ny faran'ny taona 598 tal. J.K.<ref><small>Geoffrey Wigoder, ''The Illustrated Dictionary & Concordance of the Bible'' Pub. by Sterling Publishing Company, Inc. (2006)</small></ref>. I [[Joiakima]] mpanjakan'i Jodà dia maty nandritra izany fahirano izany<ref><small>Dan Cohn-Sherbok, ''The Hebrew Bible'', Continuum International, 1996. ISBN 0-304-33703-X</small></ref> ka nandimby azy ny zanany [[Joiakina]] tamin'ny faha-18 taonany (2Mpanjaka 24.6-8). Azon'i Nebokadetsara tamin'ny faha-2n'ny [[Tetiandro hebreo|volana Adara]] (16 Marsa) taona 597 tal. J.K. i Jerosalema<ref><small>Philip J. King, ''Jeremiah: An Archaeological Companion'' (Westminster John Knox Press, 1993), p. 23.</small></ref> ka nobaboiny miaraka amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]], ary i [[Joiakina]] sy ny tandapany ary ny olona tsongoimbolo hafa koa, isan'izany ny mpaminany [[Ezekiela]], dia nentina tany Babilona<ref><small>''The Oxford History of the Biblical World'', ed. by Michael D Coogan. Pub. by Oxford University Press, 1999. p. 350</small></ref>.
Andalana faha-34:
Lasa faritany fehezin'i Babilona i Jodà ka nomen'ny Babiloniana anarana hoe ''Iehoda'' (''Yehud'' izany hoe [[Jodea]]), dia tapitra teo ny [[Fanjakan'i Jodà]] mahaleo tena. Noho ireo taona banga ao amin'ny tetiandro jiosy dia mametraka ny daty nandravana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany amin'ny taona 3338 [[Tetiandro hebreo|TH]] (423 tal. J.K.) na 3358 [[Tetiandro hebreo|TH]] (403 tal. J.K.) ny loharano rabinika.
 
Nanendry governora voalohany i [[Babilona]], dia i Gedalia izay Jodaita ao tao Jodà; nantsoin'i Gedalia ny [[Jiosy]] maro izay nandositra nankany amin'ireo firenena akaiky toa an'i Moaba sy i Amona ary i Edoma mba hiverina, sady nanao izay hampandroso ny tany izy. Fotoana fohy taty aoriana dia nisy tamin'ireo sisa velona tamin'ny fianakavia-mpanjaka namono an'i Gedalia sy ireo Babiloniana mpanolotsaina azy, ka maro ireo Jiosy mpialokaloka no nandositra tany Egipta. Tamin'ny folo taona faharoan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nisy Jiosy maro tany Babilona sy Egipta, ankoatr'ireo Jiosy nitoetra tao Jodà; izany no nanombohan'ny fisian'ny Jiosy any am-pielezana.
 
=== Fahataperan'ny sesitany ===
Andalana faha-49:
|-
|609-598 tal.J.K.
|<small>Ny fanapahan'i [[Joiakima]] (izay nandimby an'i [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] – izay nisolo an'i Josia nefa tsy nanapaka afa-tsy nandritra ny telo volana) dia nanomboka nitsaoka an'i Nebokadnetsara tamin'ny taona 605 tal. J.K. Fanaovan-tsesitany voalohany. Heverina ho isan'ny natao sesitany tamin'izany i [[Daniela]] (na Daniely).</small>
|-
|598/7 tal.J.K.
Andalana faha-55:
|-
|597 tal.J.K.
|<small>I [[Zedekia]] (na Sedekiasa) nasandratr'i [[Nebokadnetsara II]]-n'i Babilona ho mpanjaka.</small>
|-
|594 tal.J.K.
|<small>FiokoanaFikomiana nanoherana an'i [[Babilona]]</small>
|-
|588 tal.J.K.
|<small>Fahirano sy faharavan'i Jerosalema. Narodana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoli]]<nowiki/>n'i Solomona. Sesitany fahatelo tamin'ny Jolay/Aogositra 587.</small>
|-
|583 tal.J.K.
Andalana faha-70:
|-
|539 tal.J.K.
|<small>Azon'ny [[Persia|Persiana]] i Babilona tamin'ny Oktobra 539 tal. J.K.</small>
|-
|538 tal.J.K.
|<small>Ny didin'i Kirosy nampody ny Jiosy ho any Jerosalema.</small>
|-
|520-515 tal.J.K.