Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy momba ny keografia ara-tantara |
k Nanisy rohy |
||
Andalana faha-1:
I '''Babilona''' dia tanàna tamin'ny [[Andro Taloha]] tany [[Mesopotamia]] niorina teo amin'ny ony Eofrata, any amin'ny 90 km ao atsimon'i Bagdada ankehitriny ([[Iràka]]), renivohitr'i Babilonia tamin'ny taonarivo faha-2 sy voalohany tal. J.K. Eo amin'ny lalan-dehibe fivarotana eo anelanelan'ny helodrano Persika sy ny Ranomasina Mediteranea i Babilona ka isan'ireo tanan-dehibe nanana ny maha izy azy tamin'ny Andro Taloha Avy amin'ny teny akadiana hoe ''Bāb-ili'' na ''Babil'' na ''Bāb-ilim'' izay midika hoe "vavahadin'andriamanitra", izay atao hoe ''Babela'' ao amin'ny [[Baiboly]].
== Jereo koa: ==
* [[Fahababoana tany Babilona]]
* [[Nebokadnetsara II]]
* [[Fiteny arameana]]
* [[Kaldea]]
* [[Tilikambon'i Babela]]
|