Fanandroana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Ny nipoiran'ny fanandroana sy ny fivoarany ==
Ny fanandroana dia fanao efa elabe hatramin'ny fahagola izay nivoatra tao amin'ny kolontsain'ny firenena maro samihafa tsy mifampiankina. Ny [[Kaldea|Kaldeana]] tao [[Babilona]] dia efa nampiasa fanandroana tany amin'ny 3000 taona tal. J.K. fa ny [[Sinoa]] kosa tany amin'ny 2000 tal. J.K. Tany amin'ny taona 500 tal. J.K. dia niely tany tany [[Grisia]] ny fanandroana. Miresaka ny amin'izany ny filozofa toa an-dry [[Pitagora]]. Be mpanao tao [[Eoropa]] ny fanandroana nandritra ny [[Andro Antenantenany]], na dia nenjehin'ny [[Kristianisma|Fiangonana kristiana]] aza izany.
 
== Zavatra ampiasaina amin'ny fanandroana ==