27 953
modifications
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
[[Sary:Solar sys.jpg|Rafitry ny masoandro|
Ny '''rafi-masoandro''' na koa '''rafitry ny masoandro''' dia vondrom-pajiry ahitana [[kintana]] iray na maro, ny [[Masoandro]]. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary [[volana]] 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an-davitrisany.
== Fiantsoana ==
Araky ny fanapahan-kevitra nataon'ny Vondron'ny hainkintana iraisam-pirenena tamin'ny
== Firafitra ary mpanorina ==
Ny singa lehibe indrindra ao amin'ny rafitry ny masoandro dia ny Masoandro, izay 99,85%-n'ny lanja fantatry ny rafitry ny masoandro, ary izay manjaka ny rafitra amin'ny lafin'ny
=== Halavirana ary mari-drefy ===
Refy ara-kainkintana (AU, avy amin'ny teny anglisy
<div class="infobox" style="float: none;">
=== Faritra lavitra ===
Amin'ny faritra lavitry ny rafitry ny Masoandro kosa dia ahitana ny
==== Fonomasoandro ====
[[Sary:Voyager 1 entering heliosheath region.jpg|400px|Sary maneho ny onja dona (bow shock), ny fonomasoandro, ary ny dona famaranana (terminal shock)|thumb|right]]
Voazara ho faritra roa ny heliôsfera (faritra anjakan'ny rivo-masoandro). Mandeha farany izay haingana ny rivo-masoandro hatreo amin'ny 95AU eo ho eo, izay in-telon'ny fahalaviran'i Plotô ary ny Masoandro. Rehefa mihoatra izay izy dia mifandona amin'ny rivotry ny kintana hafa. Mihamoramora ny fandehanany, voahelingelina ny fahdehany. Fonomasoando no iantsoana io faritra ihamoramoran'ny fandehany io. Ny
Miankina amin'ny fifandraisany amin'ny fari-kabakabaka iraisan-kintana ny endriky ny sisimasoandro. Rehefa miala amin'ny sisimasoandro (230 AU miala amin'ny masoandro), dia ahitana
==== Rahon'i Oort ary rahon'i Hills ====
* [[Hainkintana]]
* [[Fajiry|Fajiri]]n'ny Rafitry ny masoandro
**
** [[Venosy]]
** [[Tany]]
** [[Satorina]]
** [[Oranosy]]
**
{{vangovango}}
|
modifications