Oranosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Uranus any amin'i Oranosy ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Uranus.jpg|220px|ankavanana|thumb|Ny fajiry Uranus]]
 
Ny '''UranusOranosy''' dia [[fajiry]] na planeta faha fiton'ny [[Masoandro]]. Faha telo amin'ny hangeza ary faha efatra amin'ny lanja. Avy amin'ny anarana grikan'ny Andriamanitry ny lanitra UranusOranosy (Οὐρανός) ny anarany, ny ray [[Cronos]] ([[Saturne]]) ary dadaben'i [[Zeus]] ([[Jupiter]]<nowiki/>a). UranusI Oranosy no fajiry voalohany hita tamin'ny andro moderna. Na dia hita maso ohatra ny fajiry dimy tsotra aza izy, ny tondro ara-pajiriny dia tsy fantatra tsara noho ny izy zara fa manjelatra (hazavana anelanelan'ny 5,3 sy 5,7 na manodidin'ny 6). Nilaza ny fahitany i William Herschel tamin'ny 13 Martsa 1781. UranusOranisy ny fajiry hita voalohany tamin'ny teleskôpy.
 
UranusI Oranosy sy neptunei [[Neptona]] dia fajiry manana laha-tombo samihafa amin'ny fajiribe tahaka nyan'i Jupiter[[Jopitera]] sy Saturnei [[Satorina|Satorna]]. Sokajian'ny astrônôma anaty sokajy manokana izy : fajiry mivaingana (planète glacéesplanetan-dranomandry), na zana-pajiribe (sous-géantes). Ny atmosferan'i Oranosy, na dia misy hidirôzenina sy helioma aza, misy ranomandry, amôniaka, metana, ary hidirôkarbiora. Amin'ny fajiry rehetra an'ny Masoandro, i Oranosy no manana soson-drivotra mangatsiaka indrindra, ny hatsiaka farany mangatsiaka indrindra dia 49 K (-224&nbsp;°C), any amin'ny tropopaozy (haambo 56 km sy 0,1 bar). Manana rafi-drahona larolaro izy : misy rano ny rahona any amin'ny sosona ambany, ary misy metanina any amin'ny sosona ambony.
Ny atmosferan' Uranus, na dia misy hidirôzenina sy helium aza, misy ranomandry, amôniaka, metana, ary hidirôkarbiora. Amin'ny fajiry rehetra an'ny Masoandro, Uranus no manana soson-drivotra mangatsiaka indrindra, ny hatsiaka farany mangatsiaka indrindra dia 49 K (-224&nbsp;°C), any amin'ny tropopaozy (haambo 56 km sy 0,1 bar). Manana rafi-drahona larolaro izy : misy rano ny rahona any amin'ny sosona ambany, ary misy metanina any amin'ny sosona ambony.
 
== Jereo koa ==