17 537
modifications
[[Sary:Solar planets.jpg|200px|right|thumb|Ireo fajiry akaiky]]
Ny '''fajiry''' na '''planeta''' dia [[zavatra ara-kainkintana]] izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny [[zaka]]ny eraky ny [[habakabaka]]. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.
Ireto ny anaran'ny planeta ao amin'ny lamin'ny [[Masoandro]]: i [[Merkiora|Merkora]], i [[Venosy]], ny [[Tany]], i [[Mars (fajiry)|Marsa]], i [[Jopitera]], i [[Satorina|Satorna]], i [[Oranosy]] ary i [[Neptona|Neptone]].
<br />
[[sokajy:hainkintana]]
|
modifications