Ahaza : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Mpanjakan'i Jodà)
I [[Ahaza]] na [[Ahaza|Akaza]] dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i [[Jotama]]<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I [[Hezekia]] na Ezekiasa zanany no nandimby azy.
 
== Ny anarany ==
Ho takalon'izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.
 
 
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan'i Israely]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
15 358

modifications