Ômry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fanjakan'i Israely
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Omry''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] (885-874 tal. J.K.) nandimby an'i [[Zimry]] sady rain'i mpanjaka [[Ahaba]] (na Akaba). Araka ny [[Baiboly]] dia mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] i Omry nefa nitarika ny fikomiam-bahoaka sy nandray ny fitondrana izy taorian'ny famonoan-tenan'i Zimry izay avy namono an'i Ela sady nanao ny tenany ho mpanjaka. Tsy i Omry irery anefa no te ho mpanjaka fa tao koa i Tibny izay niady izany taminy nandritra ny efa-taona. Nanjaka nandritra ny 12 taona i Omry. Nonina tao Tirza (na Tirtsa) nandritra ny 6 taona izy avy eo nanorina an'i Samaria ka nanao azy no renivohitry ny fanjakany. Atao hoe עמרי‬ / ''‘Omri'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
== Jereo koa: ==