Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Ny [[mpanjakan'i Israely]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tanin'i Israely ao Palestina, nanomboka tamin'ny taona 1051 tal. J.K. hatramin'ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà]] dia ireto ny mpanjakan'i Israely nifandimby raha tsy isaina i [[Saoly]] na Saola (שאול - ''Shā’ûl'') sy [[Isboseta]] (אִֽישְׁבֹּשֶׁת / ''Ishboshet'') sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] (דָּוִד / ''Dāwîḏ'') ary i [[Solomona]] (שְׁלֹמֹה / ''Shlomoh'').
* [[Jeroboama I]] (hebreo: יָרָבְעָם / ''Yaraḇe‘am'');
|