Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon'ny tanin'i Israely ao Palestina, izay atao hoe [[Fanjakan'i Jodà]], taorian'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho roa nanomboka tamin'ny taona 930 tal. J.K. hatramin'ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na [[Rehoboama|Roboama]] ka hatramin'ny fanjakan'i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona) dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i [[Saoly]] (שאול / ''Shā’ûl'') sy i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] (דָּוִד / ''Dāwîḏ'') ary i [[Solomona|Salomona]] (שְׁלֹמֹה‬ / ''Shlomoh'').
 
* #[[Davida (mpanjaka)|DavidaRehoboama]] na Roboama (hebreo: דָּוִדרְחַבְעָם / ''DāwîḏRehav’am'');
#[[Abiama]] na Abia (hebreo: אַבִיָּם / ''’Aviyam'');
 
* #[[Solomona]]Asa na(mpanjakan'i SalomonaJodà)|Asa]] (hebreo: שְׁלֹמֹה‬אסא / ''Shlomoh’Asa'');
* #[[RehoboamaJosafata]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָםיהושפט / ''Rehav’amYehoshafat'');
*#[[AbiamaJorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] na AbiaJorama (hebreo: אַבִיָּםיהורם / ''’AviyamYehoram'');
*#[[AsaAhazia]] (mpanjakan'ina Jodà)|Asa]]Okoziasa (hebreo: אסאאחזיהו / ''’Asa’Ahazyahu'');
*#[[JosafataAtalia]] (hebreo: יהושפטעתליה / ''Yehoshafat‘Atalyah'');
*#[[JoramaJoasy (mpanjakan'i Jodà)|JehoramaJoasy]] na JoramaJoasa (hebreo: יהורםיהואש / ''YehoramYehoash'');
*#[[AhaziaAmazia]] na OkoziasaAmaziasa (hebreo: אחזיהואמציה / ''’Ahazyahu’Amatzyah'');
#[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
*[[Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
*#[[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|JoasyJotama]] na Joasa (hebreo: יהואשיותם / ''YehoashYotam'');
*#[[AmaziaAhaza]] na AmaziasaAkaza (hebreo: אמציהאחז / ''’Amatzyah’Ahaz'');
*#[[OziaHezekia]] na OziasaEzekiasa (hebreo: עזיהחזקיה / ''‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘AzaryahHizqiyah'');
*#[[JotamaManase]] (hebreo: יותםמנשה / ''YotamMenasheh'');:
*#[[Ahaza]]Amona na(mpanjakan'i AkazaJodà)|Amona]] (hebreo: אחזאמון / ''’Ahaz’Amon'');
*#[[HezekiaJosia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] na EzekiasaJosiasa (hebreo: חזקיהיאשיהו / ''HizqiyahYo’shiyahu'');
*#[[ManaseJoahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] na Joakaza (hebreo: מנשהיהואחז / ''MenashehYeho’ahaz''):;
*#[[AmonaJoiakima]] (mpanjakan'ina Jodà)|Amona]]Joakima (hebreo: אמוןיהויקים / ''’AmonYehoyaqim'');
*#[[Joiakina]] na Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
*[[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
*#[[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|JoahazaZedekia]] na JoakazaSedekiasa (hebreo: יהואחזצדקיהו / ''Yeho’ahazTzidqiyahu'');.
*[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
*[[Joiakina]] na Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
*[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==