Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon'ny tanin'i Israely ao Palestina, izay atao hoe [[Fanjakan'i Jodà]], taorian'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho roa nanomboka tamin'ny taona 930 tal. J.K. hatramin'ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na [[Rehoboama|Roboama]] ka hatramin'ny fanjakan'i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona) dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo eo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i Salomona.
 
#* [[RehoboamaDavida (mpanjaka)|Davida]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָםדָּוִד / ''Rehav’amDāwîḏ'');
 
#[[Abiama]] na Abia (hebreo: אַבִיָּם / ''’Aviyam'');
#* [[AsaSolomona]] (mpanjakan'ina Jodà)|Asa]]Salomona (hebreo: אסאשְׁלֹמֹה‬ / ''’AsaShlomoh'');
#* [[JosafataRehoboama]] na Roboama (hebreo: יהושפטרְחַבְעָם / ''YehoshafatRehav’am'');
#*[[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|JehoramaAbiama]] na JoramaAbia (hebreo: יהורםאַבִיָּם / ''Yehoram’Aviyam'');
#*[[Ahazia]]Asa na(mpanjakan'i OkoziasaJodà)|Asa]] (hebreo: אחזיהואסא / ''’Ahazyahu’Asa'');
#*[[AtaliaJosafata]] (hebreo: עתליהיהושפט / ''‘AtalyahYehoshafat'');
#*[[JoasyJorama (mpanjakan'i Jodà)|JoasyJehorama]] na JoasaJorama (hebreo: יהואשיהורם / ''YehoashYehoram'');
#*[[AmaziaAhazia]] na AmaziasaOkoziasa (hebreo: אמציהאחזיהו / ''’Amatzyah’Ahazyahu'');
*[[Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
#[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
#*[[JotamaJoasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] na Joasa (hebreo: יותםיהואש / ''YotamYehoash'');
#*[[AhazaAmazia]] na AkazaAmaziasa (hebreo: אחזאמציה / ''’Ahaz’Amatzyah'');
#*[[HezekiaOzia]] na EzekiasaOziasa (hebreo: חזקיהעזיה / ''Hizqiyah‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
#*[[ManaseJotama]] (hebreo: מנשהיותם / ''MenashehYotam''):;
#*[[AmonaAhaza]] (mpanjakan'ina Jodà)|Amona]]Akaza (hebreo: אמוןאחז / ''’Amon’Ahaz'');
#*[[Josia (mpanjakan'i Jodà)|JosiaHezekia]] na JosiasaEzekiasa (hebreo: יאשיהוחזקיה / ''Yo’shiyahuHizqiyah'');
#*[[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|JoahazaManase]] na Joakaza (hebreo: יהואחזמנשה / ''Yeho’ahazMenasheh'');:
#*[[Joiakima]]Amona na(mpanjakan'i JoakimaJodà)|Amona]] (hebreo: יהויקיםאמון / ''Yehoyaqim’Amon'');
*[[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
#[[Joiakina]] na Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
#*[[ZedekiaJoahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] na SedekiasaJoakaza (hebreo: צדקיהויהואחז / ''TzidqiyahuYeho’ahaz'').;
*[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
#*[[Joiakina]] na Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
*[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==