Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny mpanjakan'i Jodà
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Jotama''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak'i [[Ozia]] (na Oziasa) tamin'i Jerosa zanakavavin'i Zadoka (na Sadôka) sady rain'i [[Ahaza]] (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin'ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan'ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nahavoan'ny habokana an-drainy dia nanapaka an'i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan'ny mpanohana ny Asiriana azy ka nanangana an'i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. maty tokony tamin'ny taona 731 tal. J.K. izy.
 
Atao hoe יוֹתָם /''''Yōṯam'''' izy amin'ny fiteny hebreo fa Ιωαθαμ / ''Ioatham'' amin'ny fiteny grika ary ''Joatham'' amin'ny fiteny latina.
 
== Jereo koa: ==