Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny mpanjakan'i Jodà
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2019 à 14:06

I Jotama dia mpanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak'i Ozia (na Oziasa) tamin'i Jerosa zanakavavin'i Zadoka (na Sadôka) sady rain'i Ahaza (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin'ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan'ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nahavoan'ny habokana an-drainy dia nanapaka an'i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan'ny mpanohana ny Asiriana azy ka nanangana an'i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. maty tokony tamin'ny taona 731 tal. J.K. izy.

Jereo koa: