Amazia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny mpanjakan'i Jodà
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Amazia''' na '''Amaziasa''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] nandimby an'i [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasa]]) rainy ary zanak'ity mpanjaka ity tamin'i Joadana. Nanapaka an'i Jodà nandritra ny 29 taona izy tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-8 tal. J.K.
 
Atao hoe ''אֲמַצְיָהוּ'' /''ʾAmaʦyāhû'' ny anarany amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] fa ᾿''Αμεσσίας'' / ''Amessias'' na ᾿''Αμασίας'' / ''Amasias'' amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Amasias'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Io anarana hebreo אֲמַצְיָהוּ io dia midika hoe "ny herin'i Iahveh" na "ampaharezin'i Iahveh" na "mahery i Iahveh".
 
== Jereo koa: ==