Amazia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny mpanjakan'i Jodà
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2019 à 13:26

I Amazia na Amaziasa dia mpanjakan'i Jodà nandimby an'i Joasy (na Joasa) rainy ary zanak'ity mpanjaka ity tamin'i Joadana. Nanapaka an'i Jodà nandritra ny 29 taona izy tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-8 tal. J.K.

Atao hoe אֲמַצְיָהוּ /ʾAmaʦyāhû ny anarany amin'ny teny hebreo fa ᾿Αμεσσίας / Amessias na ᾿Αμασίας / Amasias amin'ny teny grika ary Amasias amin'ny teny latina.

Jereo koa: