Jôasy (mpanjakan' i Jodà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Joasy''' na '''Joasa''' dia zanak'i [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] na Okoziasa mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] sady mpanjakan'i Jodà koa nandritra ny efapolo taona tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-9 tal J.K. sy tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. taorian'ny fionganan'ny mpanjakavavy Atalia. Tsy afangaro amin'i [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] na [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasa]] mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] izay nitovitovy fotoana niainana aminy i Joasy na Joasa mpanjakan'i IsraelyJodà.
 
Atao hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' na יוֹאָשׁ ''Yôʾāsh'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], fa ''᾿Ιωὰς'' / ''Ioàs'' kosa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ioas'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' dia midika hoe "nomen'i Iahveh" "nomen'ny Tompo".