Jôasy (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny mpanjakan'i Jodà
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Joasy''' na '''Joasa''' dia mpanjakan'i Israely teo anelanelan'ny taona 798 sy 782 tal. J.K. I Joasy dia zanaky ny mpanjakan'i Israely Joahaza na Joakaza sady mpandimby azy teo amin'ny fanjakana. Nanjaka nandritra ny 16 taona eo ho eo izy ka ny zanany atao hoe Jeroboama II no nandimby azy. Tsy tokony hafangaro amin'i [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] na [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasa]] mpanjakan'i Jodà, izay nitovitovy vanim-potoana niainana taminy, i Joasy na Joasa mpanjakan'i Israely.
 
Atao hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' na יוֹאָשׁ ''Yôʾāsh'' izy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]], fa ''᾿Ιωὰς'' / ''Ioàs'' kosa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] ary ''Ioas'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny hoe יְהוֹאָשׁ / ''Yehôʾāsh'' dia midika hoe "nomen'i Iahveh" "nomen'ny Tompo".
 
== Jereo koa: ==