Sabata (jiosy): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny fototenin'ny hoe shabbat dia שב / shev izay niavian'ny hoe לשבת / ''lashevet'' "mipetraka". Ny hoe ''shevita'' dia iray tarika amin'io sady midika hoe "mitokona". Ny teny hoe שָׁבַת / ''shabbat'' dia midika hoe "fitsaharana" - izany hoe "fijanonana tsy hiasa". Ny hoe ''Yom shabbat'' dia tsy midika hoe "andro fahafito" (יוֹם הַשְּׁבִיעִי / ''Yom hashevi'') fa "andro tsy fanaovana / tsy fiasana". Tsy misy fifandraisany mivantana ny hoe שָׁבַת / ''shabbat'' sy ny hoe שְּבַע / ''sheva.''
 
== Ny Sabata araka ny Baiboly ==
Andalana faha-32:
* Hebreo: 4.1-11.
 
== Ny Sabata jiosy amin'izao fotoana izao ==
Amin'izao ny andro Sabata dia manomboka amin'ny [[Zoma]] hariva, 18 mn alohan'ny filentehan'ny masoandro ka mifarana amin'ny [[Asabotsy]] aorian'ny fisehoan'ny kintana telo antonontonony (40 mn eo ho eo aorian'ny filentehan'ny masoandro), izany hoe eo anelanelan'ny 25 ora sy 25 ora 30 mn arakaraka ny fizaran-taona.