28 664
modifications
(Nanitatra) |
Aucun résumé des modifications |
||
Ny '''[[Filaza toe-javatra|filaza toe-javatra]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay matetika afaka mitana ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] toe-javatra. Ao amin'ny teny frantsay dia atao hoe filaza toe-javatra ny [[ova-matoanteny]] ankehitriny ialohavan'ny mpampiankin-teny ''en'' (ohatra: ''en chantant''). Raha heverina ho [[fehezankevitra]] ny tarika matoanteny amin'ny filaza toe-javatra dia tsy ho fehezan-kevitra mahaleo tena izany fa fehezankevitra miankina. Ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (na lafika) miaraka amin'ny matoanteny amin'ny filaza toe-javatra dia mitovy amin'ny lazaina an'ny fehezankevitra iankinany ka tsy ilaina ny haverenana azy indroa. Sady miasa amin'ny maha matoanteny azy ny matoanteny amin'ny filaza toe-javatra no miasa tahaka ny [[tambinteny]]. mitana ny anjara asa mpamari-toe-javatra izy.▼
Ny '''[[filaza toe-javatra]]''' dia endriky ny [[matoanteny]] izay matetika afaka mitana ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n'ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] toe-javatra. Ahitana filaza toe-javatra ny fiteny latina, frantsay, anglisy, espaniola, portogey, rosiana, italiana, romaniana, katalàna, sns, nefa tsy mitovy ny anjara asa sahanin'ny matoanteny amin'ny filaza toe-javatra ao amin'ny fehezanteny isam-piteny.▼
== Ny filaza toe-javatra ao amin'ireo fiteny romana ==
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny latina ===
Ny filaza toe-javatra amin'ny fiteny latina dia miafara amin'ny -'''''andum''''' na -'''''endum''''' (arakaraka ny matoanteny) sady miolika araka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny izy tahaka ny [[anarana]]. Ampiasaina hisahana anjara asa hafa tsy ny lazaina sy ny fameno zoina mivantana izy. Ampiasaina tahaka ny tambinteny koa izy ka miova ho -''ando'' na -''endo'' (arakaraka ny matoanteny) ny fiafarany.
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny frantsay ===
▲
Ampiasaina hilazana ny fiaraha-misehon'ny asa na toetra lazainy amin'ny asa na toetra lazaina ao amin'ny fehezankevitra inankinany ny matoanteny amin'ny filaza toe-javatra. Ohatra: ''<u>En rentrant</u>, j'ai croisé mon père'' ("Nifanena tamin-draiko aho <u>rehefa nody</u>").
Amin'ny fiteny frantsay dia misy filazam-potoana roa ny filaza toe-javatra, dia ny ankehitriny (ohatra: ''en chantant'') sy ny lasa (''en ayant chanté'').
▲Ahitana filaza toe-javatra ny fiteny latina, frantsay, anglisy, espaniola, portogey, rosiana, italiana, romaniana, katalàna, sns, nefa tsy mitovy ny anjara asa sahanin'ny matoanteny amin'ny filaza toe-javatra ao amin'ny fehezanteny isam-piteny.
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny anglisy ===
Ataon'ny fitsipiteny anglisy mahazatra hoe ''gerund'' ny endri-matoanteny miafara amin'ny hoe -'''''ing''''' amin'ny terana manokana ao amin'ny fehezanteny. Afaka mitana anjara asa maro kokoa noho ny ''gerondif'' frantsay ny ''gerund'' anglisy. Ohatra:
* ''<u>Playing on computers</u> is fun''. (Lazaina)
* ''I like <u>playing on computers</u>'' (Fameno iharana)
* ''<u>Computing</u> is fun''. (Lazaina)
* ''I like <u>computing</u>'' (Fameno iharana)
Amin'ny fitsipiteny mahazatra dia tsy atao hoe ''gerund'' fa ''participle'' ([[ova-matoanteny]]) ny matoanteny arafitra ao amin'ny fehezanteny toy izao:
* ''<u>Playing on computers</u>, they whiled the day away''.
* ''The boys <u>playing on computers</u> are my nephews''.
* ''They are always <u>playing on computers</u>''.
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny espaniola ===
Ny ''gerundio'' espaniola dia miafara amin'ny ''-ando'' na ''-iendo.''
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny portogey ===
Ny ''gerúndio'' portogey dia miafara amin'ny ''-ando'', ''-endo'' na ''-indo''
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny italiana ===
Ny ''gerundio'' italiana dia miafara amin'ny ''-ando'' na ''-endo.'' misy filazam-potoana roa ny ''gerundio'' italiana, dia ny ''gerundio presente'' (ohatra: ''facendo'') sy ny ''gerundio passato'' (ohatra: ''avendo fatto'').
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny katalàna ===
Ny ''gerundi'' katalàna dia miafara amin'ny ''-ant'' na ''-ent.''
=== Ny filaza toe-javatra ao amin'ny fiteny romaniana ===
Ny ''gerunziu'' romaniana dia miafara amin'ny ''-ând(u)'' or ''-ind(u)''.
== Jereo koa: ==
|
modifications