Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
Ohatra, tsy mitovy endrika ny matoanteny malagasy ''manapaka'' sy ''manapaha'' satria tsy mitovy filaza: ny voalohany amin'ny filaza tsotra fa ny fafaroa amin'ny filaza mandidy.
 
Ireto koa ny filaza sasany mety ho hita amin'ny fiteny hafa: ny [[filaza ifampiankinana]] sy ny [[filaza mihonohono]] (na mifampiankina) ary ny [[filaza mirary]]. Amin'ny voambolan'ny fitsipiteny eoropeana dia isaina ho filaza koa ny endri-matoanteny toy ny [[Endri-matoantenyFilaza tsy mitanisa|endrika tsy mitanisa]] sy ny [[ova-matoanteny]] ary ny [[endriFilaza toe-matoantenyjavatra|filaza toe-javatra]].
 
==== Ny fanehoan-javatra ====
Andalana faha-20:
 
==== Ny filazam-potoana ====
Ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] dia toetra ara-pitsipiteny izay manampy amin'ny fahafantarana ny fotoana nisehoan'ny asa na ny toetra amin'ny alalan'ny fiovan'endrika, ka izany fotoana izany dia mety ho ny iray amin'ireto telo ireto: [[Filazam-potoana ankehitriny|ankehitriny]] sy [[Filazam-potoana lasa|lasa]] ary [[Filazam-potoana hoavy|hoavy]]. Tsy ny fiteny rehetra no manana fomba ara-pitsipiteny hilazany fotoana, ary amin'izay manana izany dia ao ireo tsy mizara afa-tsy fotoana roa ([[LasaFilazam-potoana (fitsipiteny)lasa|lasa]] ''vs'' [[TsyFilazam-potoana lasatsy (fitsipiteny)lasa|tsy lasa]], [[HoavyFilazam-potoana (fitsipiteny)hoavy|hoavy]] ''vs'' [[TsyFilazam-potoana hoavytsy (fitsipiteny)hoavy|tsy hoavy]]), ary ao ireo mizara izany mihoatra ny telo.
 
Ohatra, tsy mitovy endrika ny matoanteny malagasy ''manapaka'' sy ''nanapaka'' ary ''hanapaka'' satria tsy mitovy filazam-potoana: ny voalohany amin'ny filazam-potoana ankehitriny, ny faharoa amin'ny filazam-potoana lasa ary ny fahatelo amin'ny filazam-potoana hoavy.
Andalana faha-44:
Ny endriky ny matoanteny amin'ny fiteny sasany dia miovaova arakaraka ny [[Kilahivavy|kilahivavi]]<nowiki/>n'ny ny mpandray anjara ka matetika dia ny mpandray anjara misahana ny anjara asa lazaina izany nefa koa mety ho ny iray na maro amin'ireo mpandray anjara mitana ny anjara asa fameno: kandahy na kambavy sns.
 
yAmin'ny fiteny frantsay dia miovaova arakaraka ny kilahivavin'ny mpandray anjara lazaina na faneno ny [[ova-matoanteny]] lasa amin'ny tranga sasany, indrindra eo amin'ny fanoratana.
Amin'ny fiteny frantsa
 
y dia miovaova arakaraka ny kilahivavin'ny mpandray anjara lazaina na faneno ny [[ova-matoanteny]] lasa amin'ny tranga sasany, indrindra eo amin'ny fanoratana.
 
Ohatra: